John 13:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Simona Petera taminy: Tompoko, ho aiza moa Ianao? Dia novalìn’i Jesosy hoe: Izay alehako dia tsy azonao anarahana Ahy ankehitriny, fa hanaraka Ahy ihany ianao rahatrizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Simôna Piera taminy: «Ho aiza Ianao, Tompoko?» Dia hoy i Jesoa: «Ankehitriny tsy azonao aleha izay alehako, fa any aoriana mbola hanaraka Ahy ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy i Simôna Petera tamin’i Jesoa: –Ho aiza Ianao, ry Tompo? Dia novalian’i Jesoa hoe: –Izay alehako, dia tsy azonao anarahana Ahy ankehitriny, fa any aoriana vao hanaraka Ahy ianao!
Malagasy Bible 1865
Hoy Simona Petera taminy: Tompoko, hankaiza moa Hianao? Jesosy namaly hoe: Izay alehako, dia tsy azonao anarahana Ahy ankehitriny fa hanaraka Ahy ihany ianao rahatrizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Simona Petera taminy: Tompoko, ho aiza moa Ianao? Dia novalìn’i Jesosy hoe: Izay alehako dia tsy azonao anarahana Ahy ankehitriny, fa hanaraka Ahy ihany ianao rahatrizay.
malagasy
Hoy Simona Petera taminy: Tompoko, hankaiza moa Hianao? Jesosy namaly hoe: Izay alehako, dia tsy azonao anarahana Ahy ankehitriny fa hanaraka Ahy ihany ianao rahatrizay.