John 13:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Petera taminy: Tompoko, nahoana no tsy mahazo manaraka Anao aho ankehitriny? Na ny aiko aza anefa dia hafoiko noho ny Aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Piera taminy: «Ahoana, Tompoko, no tsy ahazoako manaraka Anao ankehitriny? Hafoiko ho Anao hatramin’ny aiko aza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Petera taminy: –Ahoana, ry Tompo, no tsy ahazoako manaraka Anao ankehitriny? Na ny aiko aza dia hafoiko ho Anao.
Malagasy Bible 1865
Hoy Petera taminy: Tompoko, nahoana no tsy mahazo manaraka Anao ankehitriny aho? Na ny aiko aza dia hafoiko noho ny aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Petera taminy: Tompoko, nahoana no tsy mahazo manaraka Anao aho ankehitriny? Na ny aiko aza anefa dia hafoiko noho ny Aminao.
malagasy
Hoy Petera taminy: Tompoko, nahoana no tsy mahazo manaraka Anao ankehitriny aho? Na ny aiko aza dia hafoiko noho ny aminao.Jesosy namaly hoe: Ny ainao va no hafoinao noho ny amiko? Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Tsy mbola hisy akoho haneno mandra-pandànao Ahy intelo.