John 13:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy: Ny ainao va hafoinao noho ny Amiko? Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Tsy mbola hisy akoho haneno dia handa Ahy intelo ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa: «Hafoinao ho Ahy ny ainao? Lazaiko marina dia marina aminao: Alohan’ny maneno akoho, dia handà Ahy intelo ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jesoa kosa namaly hoe: –Ny ainao hoe hafoinao ho Ahy? Lazaiko marina dia marina aminao fa alohan’ny maneno akoho, dia handà Ahy intelo ianao.
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly hoe: Ny ainao va no hafoinao noho ny amiko? Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Tsy mbola hisy akoho haneno mandra-pandànao Ahy intelo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy: Ny ainao va hafoinao noho ny Amiko? Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Tsy mbola hisy akoho haneno dia handa Ahy intelo ianao.
malagasy
Jesosy namaly hoe: Ny ainao va no hafoinao noho ny amiko? Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Tsy mbola hisy akoho haneno mandra-pandànao Ahy intelo.