John 13:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nitsangana niala teo am-pisakafoanana Izy ka nametraka ny akanjony ivelany ary naka lamba famaohana ka nisikinany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nitsangana teo am-pihinanana Izy: napetrany ny lambany, nalainy ny lamba famaohana ka nisikinany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nitsangana niala teo am-pihinanana Izy, dia nametraka ny lambany, ary naka lamba famaohana ka nisikinany.
Malagasy Bible 1865
dia nitsangana niala teo am-pihinanana Izy ka nametraka ny lambany ary naka lamba famaohana, ka nisikinany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nitsangana niala teo am-pisakafoanana Izy ka nametraka ny akanjony ivelany ary naka lamba famaohana ka nisikinany;
malagasy
dia nitsangana niala teo am-pihinanana Izy ka nametraka ny lambany ary naka lamba famaohana, ka nisikinany;