John 13:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
avy eo dia nampidina rano tamin’ny koveta Izy ka nanomboka nanasa ny tongotry ny mpianatra sy namaoka azy tamin’ny lamba famaohana izay nisikinany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha efa izany, nampidina rano tamin’ny tavy Izy dia nanomboka nanasa ny tongotry ny mpianatra, sy namaoka azy tamin’ny lamba nisikinany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo Izy dia nampidina rano tamina koveta, ary nanomboka nanasa ny tongotr’ireo mpianany sy namaoka izany tamin’ny lamba nisikinany.
Malagasy Bible 1865
ary rehefa vita izany, dia nampidina rano tamin'ny tavy Izy ka nanomboka nanasa ny tongotry ny mpianatra sy namaoka azy tamin'ny lamba famaohana izay nisikinany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
avy eo dia nampidina rano tamin’ny koveta Izy ka nanomboka nanasa ny tongotry ny mpianatra sy namaoka azy tamin’ny lamba famaohana izay nisikinany.
malagasy
ary rehefa vita izany, dia nampidina rano tamin'ny tavy Izy ka nanomboka nanasa ny tongotry ny mpianatra sy namaoka azy tamin'ny lamba famaohana izay nisikinany.