John 13:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nankeo amin’i Simona Petera Izy; fa hoy i Petera Taminy: Tompoko, Ianao va no hanasa ny tongotro?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanatona an’i Simôna Piera Izy; fa hoy i Piera taminy: «Adre! Ianao ve, Tompoko, no hanasa ny tongotro?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga teo amin’i Simôna Petera Izy; fa hoy i Petera taminy: –Ianao ve, ry Tompo, hanasa ny tongotro?
Malagasy Bible 1865
Dia nankeo amin'i Simona Petera Izy; fa hoy Petera taminy: Tompoko, Hianao va hanasa ny tongotro?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nankeo amin’i Simona Petera Izy; fa hoy i Petera Taminy: Tompoko, Ianao va no hanasa ny tongotro?
malagasy
Dia nankeo amin'i Simona Petera Izy; fa hoy Petera taminy: Tompoko, Hianao va hanasa ny tongotro?