John 13:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy: Izay ataoko dia tsy fantatrao ankehitriny fa ho fantatrao aorianan’izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly i Jesoa ka nanao taminy hoe: «Tsy fantatrao izao izay ataoko, fa ho fantatrao aoriana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Izay ataoko dia tsy azonao ankehitriny, fa ho azonao any aoriana.
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izay ataoko dia tsy fantatrao ankehitriny, fa ho fantatrao rahatrizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy: Izay ataoko dia tsy fantatrao ankehitriny fa ho fantatrao aorianan’izao.
malagasy
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izay ataoko dia tsy fantatrao ankehitriny, fa ho fantatrao rahatrizay.