John 13:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Simona Petera Taminy: Tompoko, tsy ny tongotro ihany ary fa ny tanako sy ny lohako koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Simôna Piera taminy: «Tsy ny tongotro ihany àry, Tompoko, fa ny tanako sy ny lohako koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Simôna Petera taminy: –Raha izany, ry Tompo, dia tsy ny tongotro fotsiny fa ny tanako sy ny lohako ihany koa.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Simona Petera taminy: Tompoko, tsy ny tongotro ihany ary, fa ny tanako sy ny lohako koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Simona Petera Taminy: Tompoko, tsy ny tongotro ihany ary fa ny tanako sy ny lohako koa.
malagasy
Dia hoy Simona Petera taminy: Tompoko, tsy ny tongotro ihany ary, fa ny tanako sy ny lohako koa.