John 14:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mangorohoro ny fonareo; minoa an’Andriamanitra ianareo, ary minoa Ahy koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka tsy hitebiteby ny fonareo. Mino an’Andriamanitra ianareo, ka minoa Ahy koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Aoka tsy hangorohoro ny fonareo: minoa an’Andriamanitra ianareo, ary mino Ahy koa.
Malagasy Bible 1865
Aza malahelo ny fonareo; minoa an'Andriamanitra, ary minoa Ahy koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mangorohoro ny fonareo; minoa an’Andriamanitra ianareo, ary minoa Ahy koa.
malagasy
Aza malahelo ny fonareo; minoa an'Andriamanitra, ary minoa Ahy koa. [Na: mino an'Andriamanitra ianareo, dia minoa Ahy koa]