John 14:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na inona na inona no hangatahinareo amin’ny anarako dia hataoko izany mba hankalazana ny Ray ao amin’ny Zanaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka izay rehetra hangatahinareo amin’ny Ray amin’ny Anarako dia hotanterahiko avokoa, mba hahazoan’ny Ray voninahitra eo amin’ny Zanaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary na inona na inona angatahinareo noho ny anarako, dia hataoko izany, mba hahazoan’ny Ray voninahitra eo amin’ny Zanaka.
Malagasy Bible 1865
Ary na inona na inona no hangatahinareo amin'ny anarako, dia hataoko izany, mba hankalazana ny Ray eo amin'ny Zanaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na inona na inona no hangatahinareo amin’ny anarako dia hataoko izany mba hankalazana ny Ray ao amin’ny Zanaka.
malagasy
Ary na inona na inona no hangatahinareo amin'ny anarako, dia hataoko izany, mba hankalazana ny Ray eo amin'ny Zanaka.