John 14:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Izaho hangataka amin’ny Ray ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Izaho kosa hangataka amin’ny Ray, ka homeny Mpanafaka alahelo hafa ianareo, mba hitoetra ao aminareo mandrakizay,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho koa hangataka amin’ny Ray, ary Izy no hanome anareo Mpampionona hafa mba homba anareo mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Izaho hangataka amin’ny Ray ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay,
malagasy
Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay,