John 14:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hamela anareo ho kamboty Aho; hankaty aminareo Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy havelako ho kamboty ianareo, fa hankatỳ aminareo Aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hamela anareo ho kamboty Aho, fa hiverina atỳ aminareo.
Malagasy Bible 1865
Tsy hamela anareo ho kamboty Aho; hankatỳ aminareo Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hamela anareo ho kamboty Aho; hankaty aminareo Aho.
malagasy
Tsy hamela anareo ho kamboty Aho; hankatỳ aminareo Aho.