John 14:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia ho fantatrareo fa Izaho ao amin’ny Raiko ary ianareo dia ato Amiko, ary Izaho ao aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany, dia ho fantatrareo fa Izaho ao amin’ny Raiko, ianareo ato amiko, ary Izaho ao aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany, dia ho fantatrareo fa Izaho dia ao anatin’ny Ray, ianareo ato anatiko ary Izaho ao anatinareo.
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany dia ho fantatrareo fa Izaho ao amin'ny Raiko, ary ianareo ato amiko, ary Izaho ao aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia ho fantatrareo fa Izaho ao amin’ny Raiko ary ianareo dia ato Amiko, ary Izaho ao aminareo.
malagasy
Amin'izany andro izany dia ho fantatrareo fa Izaho ao amin'ny Raiko, ary ianareo ato amiko, ary Izaho ao aminareo.