John 14:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Jodasy, tsy Iskariota, Taminy: Tompoko, nahoana no aminay ihany no hisehoanao fa tsy amin’izao tontolo izao koa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jodasy, tsy ilay IsKariota, nanao taminy hoe: «Ahoana, Tompoko, no itiavanao haneho ny Tenanao aminay ihany, fa tsy amin’izao tontolo izao koa?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Jodasy, (tsy ilay Iskariôta), nanao tamin’i Jesoa hoe: –Nahoana, ry Tompo, no aminay ihany no hisehoanao, fa tsy amin’izao tontolo izao koa?
Malagasy Bible 1865
Hoy Jodasy (tsy Iskariota) taminy: Tompoko, nahoana no aminay ihany no hisehoanao, fa tsy amin'izao tontolo izao koa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Jodasy, tsy Iskariota, Taminy: Tompoko, nahoana no aminay ihany no hisehoanao fa tsy amin’izao tontolo izao koa?
malagasy
Hoy Jodasy (tsy Iskariota) taminy: Tompoko, nahoana no aminay ihany no hisehoanao, fa tsy amin'izao tontolo izao koa?