John 14:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hilaza zavatra maro aminareo intsony Aho; fa avy ny andrianan’izao tontolo izao, nefa tsy manana na inona na inona ato Amiko izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hilaza zavatra maro aminareo intsony Aho, fa avy ny mpanapaka izao tontolo izao; tsy manana na inona na inona amiko anefa izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hilaza zavatra maro aminareo intsony Aho, satria tonga ilay filohan’izao tontolo izao: tsy manam-pahefana amiko velively izy,
Malagasy Bible 1865
Tsy hilaza zavatra maro aminareo intsony Aho; fa avy ny andrianan'izao tontolo izao, nefa tsy manana na inona na inona ato amiko izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hilaza zavatra maro aminareo intsony Aho; fa avy ny andrianan’izao tontolo izao, nefa tsy manana na inona na inona ato Amiko izy.
malagasy
Tsy hilaza zavatra maro aminareo intsony Aho; fa avy ny andrianan'izao tontolo izao, nefa tsy manana na inona na inona ato amiko izy.Fa mba ho fantatr'izao tontolo izao fa tiako ny Ray, ary araka izay nandidian'ny Ray Ahy, dia izany no hataoko. Mitsangàna, andeha isika hiala eto.