John 14:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mba ho fantatr’izao tontolo izao fa tiako ny Ray, ary araka izay nandidian’ny Ray Ahy dia izany no hataoko. Mitsangàna, andeha isika hiala eto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa mba ho fantatr’izao tontolo izao fa tiako ny Ray, ka araka izay nandidiany Ahy no ataoko. Mitsangàna, andeha isika hiala eto.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy tonga izy mba hahafantaran’izao tontolo izao fa tiako ny Ray, ary araka izay nandidian’ny Ray Ahy no ataoko. Mitsangàna, ndeha isika hiala eto!
Malagasy Bible 1865
Fa mba ho fantatr'izao tontolo izao fa tiako ny Ray, ary araka izay nandidian'ny Ray Ahy, dia izany no hataoko. Mitsangàna, andeha isika hiala eto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mba ho fantatr’izao tontolo izao fa tiako ny Ray, ary araka izay nandidian’ny Ray Ahy dia izany no hataoko. Mitsangàna, andeha isika hiala eto.
malagasy
Fa mba ho fantatr'izao tontolo izao fa tiako ny Ray, ary araka izay nandidian'ny Ray Ahy, dia izany no hataoko. Mitsangàna, andeha isika hiala eto.