John 14:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary fantatrareo koa ny lalana ho any amin’izay halehako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary fantatrareo koa ny lalana ho any amin’izay alehako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary fantatrareo ny lalana ho any amin’izay alehako.
Malagasy Bible 1865
Ary fantatrareo koa ny lalana ho any amin'izay halehako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary fantatrareo koa ny lalana ho any amin’izay halehako.
malagasy
Ary fantatrareo koa ny lalana ho any amin'izay halehako. [Na: (ary izay alehako dia fantatrareo, ary fantatrareo koa ny lalana)]