John 14:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Tomasy Taminy: Tompoko, tsy fantatray izay alehanao; koa hataonay ahoana no fahafantatra ny lalana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Tomà taminy: «Tsy fantatray izay alehanao Tompoko, ka ahoana no hahafantaranay ny lalana?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Tômà taminy: –Tsy fantatray izay alehanao, ry Tompo! Ka ahoana no hahafantaranay ny lalana?
Malagasy Bible 1865
Hoy Tomasy taminy: Tompoko, tsy fantatray izay alehanao; ka hataonay ahoana no fahafantatra ny lalana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Tomasy Taminy: Tompoko, tsy fantatray izay alehanao; koa hataonay ahoana no fahafantatra ny lalana?
malagasy
Hoy Tomasy taminy: Tompoko, tsy fantatray izay alehanao; ka hataonay ahoana no fahafantatra ny lalana?