John 14:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Filipo Taminy: Tompoko, asehoy anay ny Ray dia ampy ho anay izay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Filipo taminy: Asehoy anay ny Ray, Tompoko, dia ampy ho anay izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Filipo kosa nanao taminy hoe: –Asehoy anay ny Ray, ry Tompo, dia ampy ho anay izay.
Malagasy Bible 1865
Hoy Filipo taminy: Tompoko, asehoy anay ny Ray, dia ampy ho anay izay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Filipo Taminy: Tompoko, asehoy anay ny Ray dia ampy ho anay izay.
malagasy
Hoy Filipo taminy: Tompoko, asehoy anay ny Ray, dia ampy ho anay izay.