John 15:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo no sakaizako, raha manao araka izay andidiako anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo no sakaizako, raha manatanteraka izay andidiako anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo no sakaizako, raha manatanteraka izay andidiako anareo:
Malagasy Bible 1865
Hianareo no sakaizako, raha manao araka izay andidiako anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo no sakaizako, raha manao araka izay andidiako anareo.
malagasy
Hianareo no sakaizako, raha manao araka izay andidiako anareo.