John 15:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha halan’izao tontolo izao ianareo dia aoka ho fantatrareo fa Izaho efa halany talohanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha halan’izao tontolo izao ianareo, dia fantaro fa Izaho no halany talohanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Raha ankahalain’ izao tontolo izao ianareo, dia fantaro fa Izaho no efa nankahalainy talohanareo.
Malagasy Bible 1865
Raha halan'izao tontolo izao ianareo, dia aoka ho fantatrareo fa Izaho efa halany talohanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha halan’izao tontolo izao ianareo dia aoka ho fantatrareo fa Izaho efa halany talohanareo.
malagasy
Raha halan'izao tontolo izao ianareo, dia aoka ho fantatrareo fa Izaho efa halany talohanareo.