John 15:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha avy amin’izao tontolo izao ianareo dia ho tia ny azy izao tontolo izao; fa satria tsy avy amin’izao tontolo izao ianareo, fa Izaho efa nifidy anareo avy tamin’izao tontolo izao, dia halan’izao tontolo izao ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha olon’izao tontolo izao ianareo, dia ho tian’izao tontolo izao satria azy; fa noho ianareo tsy olon’izao tontolo izao dia halan’izao tontolo izao ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha naman’izao tontolo izao ianareo, dia hotiavin’izao tontolo izao satria azy. Saingy Izaho efa nifidy anareo hiavaka amin’izao tontolo izao, dia ankahalain’izao tontolo izao ianareo.
Malagasy Bible 1865
Raha naman 'izao tontolo izao ianareo, dia ho tia ny azy izao tontolo izao; fa satria tsy naman 'izao tontolo izao ianareo, fa Izaho efa nifidy anareo tamin'izao tontolo izao, dia halan'izao tontolo izao ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha avy amin’izao tontolo izao ianareo dia ho tia ny azy izao tontolo izao; fa satria tsy avy amin’izao tontolo izao ianareo, fa Izaho efa nifidy anareo avy tamin’izao tontolo izao, dia halan’izao tontolo izao ianareo.
malagasy
Raha naman'izao tontolo izao ianareo, dia ho tia ny azy izao tontolo izao; fa satria tsy naman'izao tontolo izao ianareo, fa Izaho efa nifidy anareo tamin'izao tontolo izao, dia halan'izao tontolo izao ianareo.