John 15:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy ny teny izay nolazaiko taminareo hoe: Ny mpanompo dia tsy lehibe noho ny tompony. Raha nanenjika Ahy izy dia hanenjika anareo koa; ary raha nitandrina ny teniko izy dia hitandrina ny anareo koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy ny teny izay nolazaiko taminareo hoe: Ny mpanompo tsy ambony noho ny tompony. Raha nenjehiny Aho, dia hoenjehiny koa ianareo; ary raha nitandrina ny teniko izy, dia hitandrina ny anareo koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy ny teny izay nolazaiko taminareo hoe: «Ny mpanompo tsy lehibe noho ny tompony.» Raha nanenjika Ahy ry zareo, dia hanenjika anareo koa; raha nitandrina ny teniko izy ireo, dia hitandrina ny teninareo koa.
Malagasy Bible 1865
Tsarovy ny teny izay nolazaiko taminareo hoe: Ny mpanompo tsy lehibe noho ny tompony. Raha nanenjika Ahy izy, dia hanenjika anareo koa; ary raha nitandrina ny teniko izy, dia hitandrina ny anareo koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy ny teny izay nolazaiko taminareo hoe: Ny mpanompo dia tsy lehibe noho ny tompony. Raha nanenjika Ahy izy dia hanenjika anareo koa; ary raha nitandrina ny teniko izy dia hitandrina ny anareo koa.
malagasy