John 15:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izany rehetra izany no hataony aminareo noho ny anarako satria tsy mahalala izay naniraka Ahy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hataony aminareo izany rehetra izany noho ny Anarako, satria tsy fantany Ilay naniraka Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izany rehetra izany dia hataony aminareo noho ny amiko, satria tsy fantany Ilay naniraka Ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa izany rehetra izany no hataony aminareo noho ny anarako, satria tsy mahalala Izay naniraka Ahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izany rehetra izany no hataony aminareo noho ny anarako satria tsy mahalala izay naniraka Ahy izy.
malagasy
Fa izany rehetra izany no hataony aminareo noho ny anarako, satria tsy mahalala Izay naniraka Ahy izy.