John 15:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy tonga Aho ka niteny taminy dia tsy nanan-keloka izy; fa ankehitriny dia tsy misy fialana azony atao ny amin’ny helony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy tonga Aho ka tsy niteny taminy, dia tsy nanan-keloka izy; fa ankehitriny tsy manana fialan-tsiny izy amin’ny fahotany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha toa tsy tonga Aho ka tsy niteny taminy, dia tsy ho nanam-pahotana ry zareo; ankehitriny kosa dia tsy manana fialan-tsiny izy ireo amin’ny fahotany.
Malagasy Bible 1865
Raha tsy tonga Aho ka niteny taminy, dia tsy nanan-keloka izy; fa ankehitriny dia tsy misy fialàna azony atao ny amin'ny helony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy tonga Aho ka niteny taminy dia tsy nanan-keloka izy; fa ankehitriny dia tsy misy fialana azony atao ny amin’ny helony.
malagasy
Raha tsy tonga Aho ka niteny taminy, dia tsy nanan-keloka izy; fa ankehitriny dia tsy misy fialàna azony atao ny amin'ny helony.