John 15:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy nataoko teo aminy izay asa tsy nataon’olon-kafa dia tsy nanan-keloka izy; fa ankehitriny dia efa hitany sady efa halany Aho sy ny Raiko koa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy nataoko teo aminy izay asa tsy nataon’ny olona na iza na iza, dia tsy nanan-keloka izy; fa ankehitriny efa nahita izy sady efa nankahala Ahy sy ny Raiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha toa ireo asa izay tsy nataon’olona na iza na iza no tsy nataoko taminy, dia tsy ho nanam-pahotana izy ireo; ankehitriny kosa, efa nahita ny asa nataoko ireo sady efa nankahala Ahy sy ny Raiko.
Malagasy Bible 1865
Raha tsy nataoko teo aminy Izay asa tsy nataon'olona, dia tsy nanan-keloka izy; fa ankehitriny efa hitany sady efa halany Ahy sy ny Raiko koa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy nataoko teo aminy izay asa tsy nataon’olon-kafa dia tsy nanan-keloka izy; fa ankehitriny dia efa hitany sady efa halany Aho sy ny Raiko koa;
malagasy
Raha tsy nataoko teo aminy Izay asa tsy nataon'olona, dia tsy nanan-keloka izy; fa ankehitriny efa hitany sady efa halany Ahy sy ny Raiko koa;