John 15:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa tonga izany mba hahatanteraka ny teny izay voasoratra ao amin’ny lalànany hoe: «Halany tsy amin’antony Aho» (Sal 69.4; 109.3).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izany no tonga dia mba hahatanteraka ny teny voasoratra ao amin’ny Lalàna hoe: Nankahala Ahy foana izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga izany mba hahatanteraka ny teny voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Nankahalainy tsy amin’antony Aho.»
Malagasy Bible 1865
fa tonga izany mba hahatanteraka ny teny izay voasoratra ao amin'ny lalàny hoe: Halany foana Aho (Sal. 69. 4; 109. 3).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa tonga izany mba hahatanteraka ny teny izay voasoratra ao amin’ny lalànany hoe: «Halany tsy amin’antony Aho» (Sal 69.4; 109.3).
malagasy
fa tonga izany mba hahatanteraka ny teny izay voasoratra ao amin'ny lalàny hoe: Halany foana Aho (Sal. 69. 4; 109. 3).