John 15:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tonga ny Mpananatra, izay hirahiko ho aminareo avy amin’ny Ray, dia ny Fanahin’ny fahamarinana izay mivoaka avy amin’ny Ray, dia Izy no ho vavolombelona hanambara Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tonga ny Mpanafaka alahelo izay hirahiko aminareo avy amin’ny Ray dia ny Fanahin’ny fahamarinana izay avy amin’ny Ray, dia Izy no hanambara Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tonga ilay Mpampahery anareo, dia ilay Fanahy fahamarinana Izay mivoaka avy any amin’ny Ray: Izy no hirahiko ho etỳ aminareo avy any amin’ny Ray, ary Izy no ho vavolombelona hanambara Ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tonga ny Mpananatra, Izay hirahiko ho aminareo avy amin'ny Ray, dia ny Fanahin'ny fahamarinana Izay mivoaka avy amin'ny Ray, dia Izy no ho vavolombelona hanambara Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tonga ny Mpananatra, izay hirahiko ho aminareo avy amin’ny Ray, dia ny Fanahin’ny fahamarinana izay mivoaka avy amin’ny Ray, dia Izy no ho vavolombelona hanambara Ahy.
malagasy
Fa raha tonga ny Mpananatra, Izay hirahiko ho aminareo avy amin'ny Ray, dia ny Fanahin'ny fahamarinana Izay mivoaka avy amin'ny Ray, dia Izy no ho vavolombelona hanambara Ahy. [ Izahao 14.16]Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara, satria ianareo efa teto amiko hatramin'ny voalohany.