John 15:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianareo koa dia ho vavolombelona hanambara satria ianareo dia efa teto Amiko hatramin’ny voalohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianareo koa hanambara, satria teo amiko hatramin’ny voalohany ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara Ahy, satria miaraka amiko hatramin’ny voalohany ianareo!
Malagasy Bible 1865
Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara, satria ianareo efa teto amiko hatramin'ny voalohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianareo koa dia ho vavolombelona hanambara satria ianareo dia efa teto Amiko hatramin’ny voalohany.
malagasy
Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara, satria ianareo efa teto amiko hatramin'ny voalohany.