John 15:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no ankalazana ny Raiko mba hamoazanareo be ka ho tonga mpianatro ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho voninahitra ho an’ny Raiko raha mamoa be ianareo sy tonga mpianatro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ahazoan’ny Raiko voninahitra, dia ianareo mamokatra be sady tonga mpianatro.
Malagasy Bible 1865
Izany no ankalazana ny Raiko, mba hamoazanareo be ka ho tonga mpianatro ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no ankalazana ny Raiko mba hamoazanareo be ka ho tonga mpianatro ianareo.
malagasy
Izany no ankalazana ny Raiko, mba hamoazanareo be ka ho tonga mpianatro ianareo.