John 15:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny nitiavan’ny Ray Ahy no nitiavako anareo; tomoera amin’ny fitiavako ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny nitiavan’ny Ray Ahy no nitiavako anareo koa, ka mitomoera amin’ny fitiavako ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny nitiavan’ny Ray Ahy no nitiavako anareo koa; mitoera ao amin’izany fitiavako anareo izany.
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny nitiavan'ny Ray Ahy no nitiavako anareo; tomoera amin'ny fitiavako ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny nitiavan’ny Ray Ahy no nitiavako anareo; tomoera amin’ny fitiavako ianareo.
malagasy
Tahaka ny nitiavan'ny Ray Ahy no nitiavako anareo; tomoera amin'ny fitiavako ianareo.