John 16:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany teny izany dia efa nolazaiko taminareo mba tsy hahatafintohina anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho no nilaza izany taminareo dia ny mba tsy hahatafintohina anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo zavatra ireo no voalazako taminareo, dia mba tsy hahavery finoana anareo.
Malagasy Bible 1865
Izany teny izany dia efa nolazaiko taminareo, mba tsy hahatafintohina anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany teny izany dia efa nolazaiko taminareo mba tsy hahatafintohina anareo.
malagasy
Izany teny izany dia efa nolazaiko taminareo, mba tsy hahatafintohina anareo.