John 16:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fahamarinana, satria mankany amin’ny Ray Aho ka tsy mahita Ahy intsony ianareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny amin’ny fahamarinana, satria mankany amin’ny Ray Aho, ka tsy ho hitanareo intsony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny fahamarinako, satria mankany amin’ny Ray Aho ka tsy ho hitanareo intsony;
Malagasy Bible 1865
ny fahamarinana, satria mankany amin'ny Ray Aho, ka tsy mahita Ahy intsony ianareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fahamarinana, satria mankany amin’ny Ray Aho ka tsy mahita Ahy intsony ianareo;
malagasy
ny fahamarinana, satria mankany amin'ny Ray Aho, ka tsy mahita Ahy intsony ianareo;