John 16:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fitsarana, satria ny andrianan’izao tontolo izao dia efa voatsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny amin’ny fitsarana, satria voatsara sahady ny mpanapaka izao tontolo izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny fanamelohan’Andriamanitra, satria voaheloka rahateo ilay filohan’izao tontolo izao.
Malagasy Bible 1865
ny fitsarana, satria ny andrianan'izao tontolo izao dia efa voatsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fitsarana, satria ny andrianan’izao tontolo izao dia efa voatsara.
malagasy
ny fitsarana, satria ny andrianan'izao tontolo izao dia efa voatsara.