John 16:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola manana zavatra maro holazaina aminareo Aho nefa tsy zakanareo izany ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola manan-javatra betsaka holazaina aminareo Aho, nefa tsy zakanareo ankehitriny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola manan-javatra betsaka holazaina aminareo Aho, nefa tsy zakanareo ankehitriny.
Malagasy Bible 1865
Mbola manana zavatra maro holazaina aminareo Aho, nefa tsy zakanareo ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola manana zavatra maro holazaina aminareo Aho nefa tsy zakanareo izany ankehitriny.
malagasy
Mbola manana zavatra maro holazaina aminareo Aho, nefa tsy zakanareo ankehitriny.