John 16:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy hankalaza Ahy; fa handray avy amin’ny Ahy Izy ka hanambara izany aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanome voninahitra Ahy Izy satria handray ny avy amiko ka hanambara izany aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Fanahy fahamarinana no hanome voninahitra Ahy, satria handray avy amin’izay ananako Izy ary hanambara izany aminareo.
Malagasy Bible 1865
Izy hankalaza Ahy; fa handray avy amin'ny Ahy Izy ka hanambara izany aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy hankalaza Ahy; fa handray avy amin’ny Ahy Izy ka hanambara izany aminareo.
malagasy
Izy hankalaza Ahy; fa handray avy amin'ny Ahy Izy ka hanambara izany aminareo.