John 16:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra ananan’ny Ray dia Ahy avokoa, koa izany no nilazako fa mandray avy amin’ny Ahy Izy ka hanambara izany aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahy izay rehetra ananan’ny Raiko, ka izany no nanaovako hoe: Handray ny avy amiko Izy ka hanambara izany aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra ananan’ny Raiko dia Ahy avokoa, ka izany no nilazako hoe: Handray avy amin’izay ananako ny Fanahy fahamarinana, ary hanambara izany aminareo.
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra ananan'ny Ray dia Ahy avokoa, koa izany no nilazako fa mandray avy amin'ny Ahy Izy ka hanambara izany aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra ananan’ny Ray dia Ahy avokoa, koa izany no nilazako fa mandray avy amin’ny Ahy Izy ka hanambara izany aminareo.
malagasy
Izay rehetra ananan'ny Ray dia Ahy avokoa, koa izany no nilazako fa mandray avy amin'ny Ahy Izy ka hanambara izany aminareo.