John 16:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy koa ireo: Inona izany lazainy hoe vetivety foana izany? Tsy fantatsika izay lazainy amin’izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy ireo: «Inona izany lazainy hoe: Rehefa afaka kelikely? Tsy fantatsika izay lazainy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona àry izany lazainy hoe: «Rehefa afaka kelikely»? Tsy azontsika izay lazainy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa ireo: Inona izany lazainy hoe vetivety foana izany? Tsy fantatsika izay lazainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy koa ireo: Inona izany lazainy hoe vetivety foana izany? Tsy fantatsika izay lazainy amin’izany.
malagasy
Ary hoy koa ireo: Inona izany lazainy hoe vetivety foana izany? Tsy fantatsika izay lazainy.