John 16:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy nahalala fa ta hanontany Azy ny mpianany, dia hoy Izy taminy: Mifanontany ianareo satria hoy Aho: Vetivety foana dia tsy hahita Ahy ianareo ary vetivety foana indray dia hahita Ahy ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary fantatr’i Jesoa fa te hanontany Azy izy ireo, ka hoy Izy taminy: Ianareo mifanontany ny amin’ny teniko hoe: Rehefa afaka kelikely, dia tsy hahita Ahy intsony ianareo; ary rehefa afaka kelikely indray, dia hahita Ahy ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatr’i Jesoa fa te hanontany Azy ny mpianany, ka hoy Izy taminy: –Mifanontany ve ianareo ny amin’ny teniko hoe: «Rehefa afaka kelikely, dia tsy hahita Ahy intsony ianareo; ary rehefa afaka kelikely indray, dia hahita Ahy ianareo»?
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nahalala fa ta-hanontany Azy ireo, dia hoy Izy taminy: Mifanontany va ianareo, satria hoy Izaho: Vetivety foana dia tsy hahita Ahy ianareo, ary vetivety foana indray dia hahita Ahy ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy nahalala fa ta hanontany Azy ny mpianany, dia hoy Izy taminy: Mifanontany ianareo satria hoy Aho: Vetivety foana dia tsy hahita Ahy ianareo ary vetivety foana indray dia hahita Ahy ianareo.
malagasy