John 16:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manam-pahoriana ny vehivavy raha miteraka satria tonga ny ora; fa rehefa velon-jaza izy dia tsy tsaroany intsony ilay fahoriany, noho ny fifaliany fa misy zaza nateraka ho amin’izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ory ny vehivavy raha miteraka satria tonga ny fotoany; nefa tsy tsaroany intsony izay fahoriany rehefa teraka izy, noho ny hafaliany fa hoe misy olona teraka amin’izao tontolo izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ory ny vehivavy, rehefa hiteraka, satria tonga ny fotoam-panaintainany; saingy rehefa velon-jaza izy, dia tsy tsaroany intsony izay fahoriany, noho izy faly fa hoe misy olona teraka eo amin’izao tontolo izao.
Malagasy Bible 1865
Manam-pahoriana ny vehivavy raha miteraka, satria tonga ny fotoany; fa rehefa velon-jaza izy, dia tsy tsaroany intsony ilay fahoriany, noho ny fifaliany fa misy zaza nateraka ho ambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manam-pahoriana ny vehivavy raha miteraka satria tonga ny ora; fa rehefa velon-jaza izy dia tsy tsaroany intsony ilay fahoriany, noho ny fifaliany fa misy zaza nateraka ho amin’izao tontolo izao.
malagasy
Manam-pahoriana ny vehivavy raha miteraka, satria tonga ny fotoany; fa rehefa velon-jaza izy, dia tsy tsaroany intsony ilay fahoriany, noho ny fifaliany fa misy zaza nateraka ho ambonin'ny tany.