John 16:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fanoharana no nilazako izany zavatra izany taminareo; fa ho avy ny fotoana izay tsy hilazako fanoharana aminareo intsony, fa hambarako tsotra aminareo ny amin’ny Ray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fanoharana no nilazako izany taminareo; fa avy ny andro tsy hanaovako fanoharana aminareo intsony, fa hambarako aminareo miharihary ny amin’ny Ray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
– Fanoharana no nilazako izany taminareo; fa ho avy ny vaninandro izay tsy hanaovako fanoharana aminareo intsony fa hambarako tsotra aminareo ny momba ny Ray.
Malagasy Bible 1865
Fanoharana no nilazako izany zavatra izany taminareo; fa ho avy ny andro izay tsy hilazako fanoharana aminareo intsony, fa hambarako tsotra aminareo ny amin'ny Ray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fanoharana no nilazako izany zavatra izany taminareo; fa ho avy ny fotoana izay tsy hilazako fanoharana aminareo intsony, fa hambarako tsotra aminareo ny amin’ny Ray.
malagasy
Fanoharana no nilazako izany zavatra izany taminareo; fa ho avy ny andro izay tsy hilazako fanoharana aminareo intsony, fa hambarako tsotra aminareo ny amin'ny Ray.