John 16:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia hangataka amin’ny anarako ianareo; ary tsy milaza aminareo Aho fa Izaho no hangataka amin’ny Ray ho anareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany dia hangataka amin’ny Anarako ianareo, ary Izaho tsy milaza aminareo fa hangataka ho anareo amin’ny Ray Aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany dia hangataka noho ny anarako ianareo; ary Izaho tsy milaza hoe hangataka ho anareo amin’ny Ray,
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany dia hangataka amin'ny anarako ianareo; ary tsy milaza aminareo Aho fa Izaho no hangataka amin'ny Ray ho anareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia hangataka amin’ny anarako ianareo; ary tsy milaza aminareo Aho fa Izaho no hangataka amin’ny Ray ho anareo;
malagasy
Amin'izany andro izany dia hangataka amin'ny anarako ianareo; ary tsy milaza aminareo Aho fa Izaho no hangataka amin'ny Ray ho anareo;