John 16:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny Ray mihitsy no tia anareo satria ianareo efa tia Ahy, ary efa nino fa nivoaka avy tamin’ny Ray Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria ny Ray tia anareo koa noho ny nitiavanareo Ahy sy ny ninoanareo fa avy amin’Andriamanitra Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria fatra-pitia anareo Izy. Eny, fatra-pitia anareo ny Ray, satria ianareo efa tia Ahy ary efa nino fa nivoaka avy any amin’ny Ray Aho.
Malagasy Bible 1865
fa ny Ray dia tia anareo satria ianareo efa tia Ahy, ary efa nino fa nivoaka avy tamin'ny Ray Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny Ray mihitsy no tia anareo satria ianareo efa tia Ahy, ary efa nino fa nivoaka avy tamin’ny Ray Aho.
malagasy
fa ny Ray dia tia anareo satria ianareo efa tia Ahy, ary efa nino fa nivoaka avy tamin'ny Ray Aho.