John 16:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny mpianany: Indro, milaza mazava Ianao ankehitriny fa tsy manao fanoharana intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny mpianany taminy: «Indro milaza tsotra Ianao ankehitriny, fa tsy manao fanoharana akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny mpianatr ’i Jesoa taminy: –Indro milaza tsotra Ianao ankehitriny, fa tsy manana fanoharana akory.
Malagasy Bible 1865
Hoy ny mpianany: Indro, milaza tsotra Hianao ankehitriny, fa tsy manao fanoharana akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny mpianany: Indro, milaza mazava Ianao ankehitriny fa tsy manao fanoharana intsony.
malagasy
Hoy ny mpianany: Indro, milaza tsotra Hianao ankehitriny, fa tsy manao fanoharana akory.