John 16:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izany no hataony satria tsy fantany ny Ray na Izaho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no hanao izany aminareo, dia satria tsy misy fantany na ny Ray na Izaho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izany no hataony, dia satria tsy nisy fantany na ny Ray na Izaho.
Malagasy Bible 1865
Ary izany no hataony, satria tsy fantany ny Ray na Izaho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izany no hataony satria tsy fantany ny Ray na Izaho.
malagasy
Ary izany no hataony, satria tsy fantany ny Ray na Izaho.