John 16:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy hoe: Mino va ianareo ankehitriny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jesoa namaly azy hoe: Mino ange ianareo ankehitriny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jesoa kosa namaly azy hoe: –Mino ve ianareo ankehitriny?
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly azy hoe: Mino va ianareo ankehitriny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy hoe: Mino va ianareo ankehitriny?
malagasy
Jesosy namaly azy hoe: Mino va ianareo ankehitriny?