John 16:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izany teny izany efa nolazaiko taminareo mba hotsaroanareo, raha tonga ny fotoanandro, fa efa nilaza izany taminareo Aho. Tsy mba nolazaiko taminareo hatramin’ny voalohany izany satria mbola tatỳ aminareo ihany Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Izaho no nilaza izany taminareo kosa, dia mba hahatsiarovanareo, rehefa tonga ny fotoana, fa efa voalazako taminareo izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ireo zavatra ireo no voalazako taminareo, dia mba hahatsiarovanareo, rehefa tonga ilay andro hanaovan-dry zareo izany, fa niteny taminareo Aho. –Ireo zavatra ireo dia tsy noteneniko taminareo hatramin’ny voalohany, satria mbola niaraka taminareo Aho;
Malagasy Bible 1865
Fa izany teny izany efa nolazaiko taminareo, mba hotsaroanareo, raha tonga ny fotoan'androny, fa Izaho efa nilaza izany taminareo. Ary tsy mba nolazaiko taminareo hatramin'ny voalohany izany, satria mbola tatỳ aminareo ihany Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izany teny izany efa nolazaiko taminareo mba hotsaroanareo, raha tonga ny fotoanandro, fa efa nilaza izany taminareo Aho. Tsy mba nolazaiko taminareo hatramin’ny voalohany izany satria mbola tatỳ aminareo ihany Aho.
malagasy