John 16:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ankehitriny, mankany amin’Izay naniraka Ahy Aho, ary tsy misy aminareo manontany Ahy hoe: Ho aiza Ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mbola nolazaiko taminareo izany tamin’ny voalohany, satria mbola teto aminareo Aho; fa ankehitriny handeha ho any amin’Ilay naniraka Ahy Aho, ka tsy misy aminareo manontany hoe: Ho aiza Ianao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ankehitriny kosa, mankany amin’Ilay naniraka Ahy Aho, ary tsy misy intsony aminareo manontany Ahy hoe: «Hankaiza Ianao?»
Malagasy Bible 1865
Fa ankehitriny mankany amin'izay naniraka Ahy Aho, ary tsy misy aminareo manontany Ahy hoe: Hankaiza Hianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ankehitriny, mankany amin’Izay naniraka Ahy Aho, ary tsy misy aminareo manontany Ahy hoe: Ho aiza Ianao?
malagasy
Fa ankehitriny mankany amin'izay naniraka Ahy Aho, ary tsy misy aminareo manontany Ahy hoe: Hankaiza Hianao?