John 16:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria nilaza izany taminareo Aho dia vonton’alahelo ny fonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa noho Izaho nilaza izany taminareo, dia feno alahelo ny fonareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy noho Izaho nilaza izany taminareo, dia vonton’alahelo ny fonareo!
Malagasy Bible 1865
Fa satria nilaza izany taminareo Aho, dia vonton'alahelo ny fonareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria nilaza izany taminareo Aho dia vonton’alahelo ny fonareo.
malagasy
Fa satria nilaza izany taminareo Aho, dia vonton'alahelo ny fonareo.