John 16:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa milaza ny marina aminareo Aho; mahatsara anareo ny fialàko; fa raha tsy miala Aho dia tsy ho avy atỳ aminareo ny Mpananatra; fa rehefa mandeha Aho dia hirahiko ho atỳ aminareo Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Milaza ny marina aminareo anefa Aho fa mahasoa anareo ny handehanako; satria raha tsy mandeha Aho, dia tsy ho avy aminareo ny Mpanafaka alahelo; fa raha mandeha Aho, dia haniraka Azy ho atỳ aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ny marina no lazaiko aminareo: mahasoa anareo ny fialàko; fa raha tsy miala Aho, dia tsy ho avy atỳ aminareo ilay Mpanolotsaina anareo; fa raha mandeha Aho, dia haniraka Azy ho atỳ aminareo.
Malagasy Bible 1865
Fa Izaho milaza ny marina aminareo; mahatsara anareo ny fialàko; fa raha tsy hiala Aho, dia tsy ho avy aminareo ny Mpananatra; fa raha handeha Aho, dia hirahiko hoy aminareo Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa milaza ny marina aminareo Aho; mahatsara anareo ny fialàko; fa raha tsy miala Aho dia tsy ho avy atỳ aminareo ny Mpananatra; fa rehefa mandeha Aho dia hirahiko ho atỳ aminareo Izy.
malagasy
Fa Izaho milaza ny marina aminareo; mahatsara anareo ny fialàko; fa raha tsy hiala Aho, dia tsy ho avy aminareo ny Mpananatra; fa raha handeha Aho, dia hirahiko hoy aminareo Izy. [ Izahao 14.16]